# Mangovita amin-tahotra Ny fifandraisana eo amin'ny "Mangovitra" sy "matahotra" sy izay tokony hatahoran'ny olona dia azo amabara mazava. DH: "Matahora tanteraka an'i Yaveh ka mangovita" na "Mijoroa am-pahatokiana an'i Yaveh" # Mangovita "Mangozohozoa" # Saintsaino ao am-ponareo Ny fo dia mampiseho ny fisainan'ny olona iray. Ny fisainana lalina dia lazaina toy ny hoe misaintsaina ao am-pon'ny olona. DH: "Saino lalina" # Atolory ireo soron'ny fahamarinana "Manolora ny sorona marina" # apetraho amin'i Yaveh ny fahatokianao Ny fahatokiana dia lzaiana toy ny hoe zavatra izay azo apetraka amina toerana iray. DH: "matokia ao amin'i Yaveh" na "matokia an'i Yaveh"