# sorona ho an'ny fanadiovana anao Ny lalàna dia mitaky olona hanao sorona miavaka rehefa avy nositranina izy ireo. Izany dia mamela ilay olona hadio ara-dalàna, ary ho afaka handray anjara amin'ny fombafomba ara-pivavahana. # ho fijoroana vavolombelona "ho porofon'ny fanasitranana anao" # amin'izy ireo Ireo dikany azo atao: 1) "amin'ireo mpisorona" na 2) "amin'ny olona rehetra."