# tsatokan-day zavatra matsokotsoko vita amin'ny hazo na vy, tahaka ny fantsika, izay atsatoka amin'ny tany mba hihazona ny zoron'ny lay. # tantanana fitaovana mavesatra vita amin'ny hazo hanatsatohana ny tsatokan-day amin'ny tany. # torimaso lalina tahaka ny olona iray ao anaty lavaka lalina tsy afaka mivoaka, olona iray ao anaty torimaso lalina izay tsy tafafoha mora foana. # nitsatoka "nandavaka" # nanenjika i Baraka "nihaza i Baraka" na "nanaraka i Baraka"