# Sisera ... Jabina ... Hazora Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:1 ireo anarana ireo. # nandositra an-tongotra Izany dia fomba fiteny izay midika hoe aleony nandeha an-tongotra toy izay nitaingin-tsoavaly na kalesy. # Jaela Anaram-behivavy izany. # Hebera Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:1 izany. # Kenita Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 1:16 izany. # ny ankohonan'i Hebera Kenita Eto ny hoe "ankohonana" dia midika hoe fianakaviana. DH: "ny fianakavian'i Hebera ilay Kenita" # Nivily Izany dia midika hoe miova lalana mandritra ny dia mba hahafahana maka aina. DH: "Avia aty" # bodofotsy lamba lehibe fandrakofana ny vatana rehefa matory, vita amin'ny volon'ondry na hodi-biby.