# Ary Ampiasaina ho mari-potoana ao amin'ny vontoatin'ny fizotry ny tantara izany teny izany eto. Eto ny mpitantara dia milaza ny fampahafantarana fototra mikasika an'i Hebera ilay Kenita. # Hebera ... Hobaba Anaran-dehilahy ireo # Kenita Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 1:16 izany anarana izany. # rafozan-dahin'i Mosesy "rain'ny vadin'i Mosesy" # Zananima Anaran-tanĂ na izany