# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Manondro ny olona, ny tanĂ na, ny tendrombohitra, ary ny renirano amin'ny anaran'izy ireo ny mpanoratra ny Mpitsara. # Baraka ... Abinoama Anaran-dehilahy ireo. # Tendrombohitra Tabara Anarana tendrombohitra izany. # lehilahy iray alina "lehilahy 10.000" # Hanatsoaka ... Aho Eto ny hoe "Aho" dia Andriamanitra. # Hanatsoaka an'i Sisrera Eto ny hoe "Sisera" dia misolo tena ny tafiny. DH: "Hanatsoaka an'i Sisera sy ny tafiny" # Hanatsoaka Mampiala ny olona amin'ny toerana azo antoka. # Sisera ... Jabina Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:1 ireo anarana ireo. # Kisona Anarana renirano izany.