# Ary Izany teny izany eto dia mari-pihatoana ao amin'ny votoatin'ny tantara. Eto ny mpitantara dia milaza fampahafantarana fototra mikasika an'i Debora. # Debora Anaram-behivavy izany # Lapidota Anaran-dehilahy izany # mpitsara Nanendry mpitsara hitarika ny vahoakan'Israely tamin'ny andron'ny loza Andriamanitra. Matetika ny mpitsara dia nanavotra ireo Israelita tamin'ireo fahavalony. # rofian'i Debora Nampitondraina ny anaran'i Debora izany rofia izany.