# ny anaran'i Debira teo aloha dia i Kiriaty Sefera Mety nosoratan'ny mpanoratra izany satria Debira no nahafantaran'ireo mpamaky ilay tanàna. Fa tamin'ny fotoana nanafian'Israely izany, dia nantsoina hoe Kiriaty Sefera izany. DH: "izay nantsoina hoe Kiriaty Sefera" # Na iza na iza manafika an'i Kiriaty Sefera ary maka izany "Kiriaty Sefera" eto dia midika hoe vahoaka. DH: "Na iza na iza manafika sy mandresy ny vahoakan'i Kiriaty Sefera ary maka ny tanànan'izy ireo" # Aksa Izany no anaran'ny zanaka vavin'i Kaleba. # Otniela, zanaka lahin'i Kenaza Anaran-dehilahy ireo.