# kanefa lavo amin'ny lalana iray monja ... lalàna rehetra Ny hoe lavo dia mianjera raha mbola miezaka ny handeha. Ny tsy fankatoavana ny lalana iray dia raisina ho toy ny fahalavoana eo am-pandehanana. # amin'ny lalana iray monja nohon'ny tsy fankatoavana ny fitakiana iray monja ao amin'ny lalàna # Fa ilay niteny hoe Ilazana an'Andriamanitra nanome ny lalàna an'i Mosesy io. # Raha ... kanefa ... dia Na dia nanoratra ho ana mpino Jiosy maro aza i Jakoba, eto izy dia toa manoratra ho an'ny olona tsirairay.