# Mihainoa, ry rahalahy malalako Mananatra ireo mpamaky toy ny fianakaviana i Jakoba. "Mitandrema, ry namana mpino malalako" # tsy efa nofidian' Andriamanitra ve ... tia Azy? Eto i Jakoba dia mampiasa fanontaniana fampisainana mba hampianarana ireo mpamaky tsy hiangatra. Azo atao teny tsotra io. DH: "efa nofidian'Andriamanitra ... tia Azy" # ny mahantran'izao "ireo olo-mahantra" # hanankarena amin'ny finoana Ny fananana finoana bebe kokoa dia raisina toy ny hoe olona mpanefoefo na mpanan-karena. DH: "finoana mafy an'i Krsity" # mpandova Ireo olona izay nanaovan'Andriamanitra ny fampanantenana dia raisina toy ny hoe handova tany sy harena avy amina olona iray ao amin'ny fiankaviana. # Fa ianareo dia Miresaka amin'ny mpamaky rehetra i Jakoba. # nanala baraka ny mahantra "nahamenatra ireo olo-mahantra ianareo" # Moa tsy ny mpanan-karena ve no mampahory anareo? Eto i Jakoba dia mampiasa fanontaniana fampisainana mba hanitsiana ireo mpamaky. DH: "Ireo olona mpanan-karena no mampahory anareo." # ny mpanan-karena Ireo olona mpanan-karena # mampahory anareo 'ratsy fitondrana aminareo" # Moa tsy ireo va no ... fitsarana? Eto i Jakoba dia mampiasa fanontaniana fampisainana mba hanitsiana ireo mpamaky. Azo atao teny tsotra io. DH: "Ireo olona mpanan-karena no ... fitsarana." # mitarika anareo ho eo amin'ny fitsarana "mitondra anareo an-keriny any amin'ny fitsarana mba hiampanga anareo eo anatrehan'ny mpitsara" # moa tsy izy ireo ... anareo? Eto i Jakoba dia mampiasa fanontaniana fampisainana mba hanitsiana ireo mpamaky. Azo atao teny tsotra io. DH: "ireo olona mpanan-karena ... anareo." # ny anarana tsara "ny anaran'i Kristy." Fomba ilazana ny anaran'i Kristy io. DH: "Kristy, izay anareo" # izay anareo? "izay hamantarana anareo"