# Avelao ny faharetana hahatanteraka ny asany Eto ny faharetana dia resahina toy ny hoe olona miasa. DH: "Mianatra miaritra ady sarotra" # hivoatra sy ho feno tanteraka afaka ny hatoky an'i Kristy sy hankatoa Azy amin'ny teo-javatra rehetra # tsy ho ory na inona na inona Azo atao hoe DH: "manana izay rehetra ilainareo" na "mba ho izay rehetra irinareo ianareo" # aoka izy hangataka izany amin'Andriamanitra, ilay iray izay manome "mangataha izany. Fa Izy ilay iray izay manome" # manome an-tsitrapo sy tsy mandatsa izay rehetra mangataka "manome malalaka sady tsy mandatsa" # omeny azy izany "ho ataon'Andriamanitra izany" na "hamaly ny vavakareo Andriamanitra"