# Fanambaran'Yaveh Izay tenen'Yaveh mafy no dikan'izany. # Hitsanganako ho an'ny niharam-boina "Hitsangana hanimba ny hiaram-boina Aho" # Ny hanangona ireo firenena, hamory ireo fanjakana Midika zavatra mitovy ary manasongadina izay hitsaran'Yaveh ireo firenena rehetra ireto andian-teny roa ireto. # Ny fahatezerako, ireo fahavinirako mafy rehetra Midika ho zavatra mitovy ireo teny hoe "fahatezerana" sy "fahavinirana mafy" ary manasongadina ny tanjaky ny fahatezeran'Yaveh. DH: "ny hatezerako mafy." # Mba ho levon'ny afon'ny fahatezerako ireo tany rehetra DH: "fa izany no afon'ny fahatezerako izany no handevona ny tany rehetra" # Levon'ny afon'ny fahatezerako Ny fahatezerana eto dia ilazana fa tahaka ny afo te andevona zavatra izy.