# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Mampatsiahy ireo mpino ao Roma i Paoly fa Andriamanitra dia nifidy azy mba hanatratra ireo Jentilisa. # Ny tenako izao ihany koa dia resy lahatra ny momba anareo, ry rahalahy Azon'i Paoly antoka tokoa fa ireo mpino ao Roma dia mifanome voninahitra amin'ny fomba fihetsiny. DH: "Ny tenako dia mahazo antoka tanteraka fa ny ianareo dia nanao fihetsika nanoloana ny hafa tamin'ny fomba tena tsara" # ry rahalahy Eto izany dia midika hoe namana Kristiana, ao anatin'izany na lahy na vavy. # feno ny fahalalana rehetra Paoly eto mampiasa filaza masaka mba hanasongadinana ny heviny. DH: "Feno ny fahalalana ampy mba hanarahana an'Andriamanitra" # Resy lahatra aho fa ianareo ihany koa dia afaka mifananatra. Eto ny teny hoe "mifananatra" dia midika hoe mampianatra. DH: "ary afaka mifampianatra"