# ny fahamoram-po sy ny fahasaro-pon'Andriamanitra Mampatsiahy ireo mpino Jiosy i Paoly fa na dia mety manao zavatra amin'ny fahatsoram-po amin'izy ireo aza Andriamanitra, tsy hisalasala ny hitsara sy hanasazy azy ireo Izy. # ny fahasaro-po dia tonga amin'ireo jiosy Resahin'i Paoly ho toy ny hoe velona ary mihetsika ny "fahasaro-po." DH: "Andriamanitra dia nifanaraka mafy tamin'ireo Jiosy" # Fa raha tsy izany dia ho tapahina koa ianareo. Mampiasa ny sarin-tenin'ny rantsana indray i Paoly, izay afaka "tapahin'Andriamanitra" raha ilainy izany. Afaka adika hoe DH: "Raha tsy izany dia ho tapahin'Andriamanitra ianareo"