# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Paoly dia miresaka momba ny ady ao anatiny, izay misy eo amin'ny nofony sy ny làlan'Andriamanitra—eo amin'ny fahotana sy ny tsara. # Fa ny zavatra ataoko, dia tsy tena azoko tsara Mampiasa teny fanamafisana eto i Paoly. DH: "Tsy azoko antoka hoe nahoana aho no manao ireo zavatra sasany izay ataoko" # izay tiako atao, dia tsy ataoko Manao filaza masaka indray i Paoly eto mba ho fampisongadinana. DH: "Izaho dia tsy manao izay tiako atao hatrany" # izay halako, dia ataoko Manao filaza masaka indray i Paoly eto mba ho fampisongadinana. DH: "Ireo zavatra izay fantatro fa tsy tsara no zavatra ataoko matetika" # Fa raha "Na izany aza" # miray hevitra amin'ny lalàna ''Fantatro fa tsara ny làlan'Andriamanitra''