# Fampifandraisana foto-kevitra: Na dia miresaka amin'ny olona ratsy tsy mivavaka aza ity fizarana ity, dia fintinin'i Paoly amin'ny filazana fa rasty eo anatrehan'Andriamanitra na ireo tsy Jiosy na Ireo Jiosy izany. # mitady ho an'ny tenany mitady - "tia-tena" na "miahy ny amin'izay mampifaly ny tenan'izy ireo ihany" # tsy mankatoa ny marina fa mankatoa ny tsy fahamarinana Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovitovy hevitra ihany. Ny faharoa dia manamafy kokoa ny voalohany. # ho avy ny hatezerana sy havinirina. Ny teny hoe "fahatezerana" sy "fahasikana" midika zavatra iray ihany ary manamafy fahatezeran'Andriamanitra. DH: "Andriamanitra hampiseho ny fahatezerany lehibe" # Fahatezerana Eto ny teny hoe "fahatezerana" dia sarin-teny maneho ny sazy mafin'Andriamanitra ho an'ny olona ratsy. # fahoriana sy fahantrana amin'ny Ny teny hoe "fahoriana" sy "fahantrana" mitovitovy hevitra ihany iary manamafy ny haratsin'ny sazin'Andriamanitra. DH: "sazy mahatsiravina no hanjoa" # amin'ny fanahin'ny olona rehetra Eto, Paoly dia mampiasa ny teny hoe "fanahy" mba hilazana ilay olona manontolo. DH: "eo amin'ny olona rehetra" # izay nanao ratsy "tsy nitsahatra nanao ireo zavatra ratsy" # ho an Jiosy aloha, dia ho an'ny Grika ihany koa. Andriamanitra dia hitsara ireo olona Jiosy aloha, ary avy eo ireo izay tsy Jiosy" # aloha Ireo mety ho heviny dia 1) "voalohany araka ny fotoana" na 2) "tsy maintsy"