# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # Teny amoron'ny reniranon'i Babylona "Akaikin'ny iray amin'ireo renirano manakaiky an'i Babylona" # nipetraka ... nitomany ... nahatsiaro ... nanantonanay Ny mpanoratra akory tsy mampiditra ny mpamaky. # Teo amin'ny hazomalahelo Tsy mitsiry any Israely ny hazomalahelo. "Hazomalahelo" eto dia mety ho midika ireo hazo rehetra any Babylona. DH: "Teo amin'ireo hazo any Babylona"