# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny mpanoratra manohy mamaritra izay nataon'Andriamanitra ho an'ny vahoakan'Israely. # lain'i Josefa "taranak'i Josefa" # Josefa ... Efraima Efraima dia zanaka lahin'i Josefa. # Joda ... tendrombohitra Ziona Ny tendrombohitra Ziona dia tany amin'ny tany izay nonenan'ny fokon'i Joda. # tahaka ny lanitra "avo, tahaka ny lanitra" # tahaka ny tany "mafy orina sy matanjaka, tahaka ny tany"