# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny mpanoratra manohy miresaka amin'i Yaveh. # andriamanitra inona moa no ampitahaina amin'Andriamanitray lehibe? Azo ambara ho fanambarana tsotra izany. DH: "tsy misy andriamanitra mifampitaha amin'ny Andriamanitray lehibe." # naneho ny herinao teo amin'ireo olona ianao "nampiseho ny maha mahery Anao tamin'ny olona avy amin'ny fokon'olona marobe" # Nanome fandresena ny vahoakanao ... ireo taranaka "nanome anay, vahoakanao, fandresena ... anay izay taranaka" # Nanome fandresena ny vahoakanao "nahatonga ny vahoakanao handavo ireo fahavalony" # ireo taranak'i Jakoba sy Josefa Izany dia manondro ny firenen'Israely manontolo.