# ny mpamaly rà Eto ny teny hoe "rà" dia sarinteny hilazana ny famonoana. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 35:19. DH: "Ny olona izay mamaly faty ny mpamono olona" na "Ny havana izay mitady hamaly faty"