# Avy eo an-tampon'ny vatolampy no ahitako Azy...avy eny amin'ny havoana no hijereko Azy Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany. Nahita ny Israely avy eo an-tampon'ny havoana i Balama. # ahitako azy...hijereko azy Eto ny hoe "azy" dia sarinteny izay manondro ny vahoakan'Israely. # misy vahoaka "misy vondron'olona" # tsy mihevitra ny tenany ho firenena tsotra Io fehezanteny mihiba io dia nampiasaina mba hanindry fa ny mifanohitra amin'izany no marina. DH: "mihevi-tena ho firenena miavaka izy ireo"