# irehitra ny fahatezeran'i Balama Ny fitombon'ny hatezeran'i Balama dia resahina toy ny hoe afo izay manomboka mandoro izany. Jereo ny nandikanao ny andianteny mitovy amin'izany ao amin'ny 22:2. DH: "Nanjary tezitra mafy Balama"