# Ho faty aty isika. Ho ringana avokoa isika rehetra! Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny ary nampiarahina mba hanindriana.