# sakano izy ireo "sakano mba tsy haminany izy ireo" # Saropiaro nohon'ny amiko ve ianao? Mampiasa io fanontaniana io i Mosesy mba hibedesana an'i Josoa. Afaka adika ho fehezanteny izany. DH: "Tsy tokony ho saropiaro noho ny amiko ianao." # Saropiaro nohon'ny amiko ve ianao? Izay mety maha-saropiaro an'i Josoa dia afaka ambara mazava raha ilaina. DH: "Nihevitra ve ianao fa mety naka zavatra izay ahy izy ireo?" na "Nihevitra ve ianao fa tsy hanaja ny fahefako ny vahoaka?" # hametraka ny Fanahiny amin'izy rehetra ireo Izy Ny fanomezan'ny Fanahin'Andriamanitra hery ny olona dia resahin'i Mosesy toy ny hoe nametraka ny Fanahiny tamin'izy ireo Andriamanitra. DH: "fa hanome hery ho azy rehetra ireo ny Fanahin'Andriamanitra"