# mba hanadiovana azy ireo Eto ny hoe "azy ireo" dia manondro ireo Levita. # Afafazo eo amin'izy ireo ny ranon'ny fanavotana Ny famafazan'i Mosesy rano eo amin'izy ireo dia famantarana ny fanavotana azy ireo. # manasa ny fitafiany Tokony hanasa ny fitafian'izy ireo ny Levita. Afaka manazava izany fampahalalana izany ianao. DH: "dia asaivo manasa ny fitafiany izy ireo" # vantotr'ombilahy sy fanatitra voa Rehefa takiana mba ampanarahina izany matetika ny fanatitra vantotr'ombilahy, ny fanatitra hohanina. # vita amin'ny koba tsara toto mifangaro menaka DH: "vita amin'ny koba izay nafangaro tamin'ny menaka"