# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy milaza amin'i Mosesy izay hitobian'ny foko tsirairay avy sy ny tafik'izany manodidina ny trano-lay fihaonana Yaveh. # Selomiela zanaka lahin'i Zorisaday Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:4 io anaran-dehilahy io. # 59.300 Io dia mamaritra ireo lehilahy. DH: "59.300 lahy"