# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy milaza amin'i Mosesy izay hitobian'ny foko tsirairay avy sy ny tafik'izany manodidina ny trano-lay fihaonana Yaveh. # araka ny antokony Ny ''antokony" dia vondrona lehibe efatra izay nizarana ireo foko. Ny antoko tsirairay dia nobaikoina hiara-hitoby. Ireo antokony dia ambaran'ny faneva iray. Jereo ny nandikanao ny "antoko" ao amin'ny 2:1. # Elizora zanaka lahin'i Sedeora Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:4 io anaran-dehilahy io. # 46.500 Io dia mamaritra ireo lehilahy. DH: "46.500 lahy"