# Nisy fito mirahalahy Ireo Sadoseo nanolotra tantara mba hitsapana an'i Jesosy. DH: "Raha atao hoe misy mpirahalahy fito" # ilay voalohany ... ny faharoa ... ny fahatelo ... izy fito Ireo laharana ireo dia maneho ny rahalahy tsirairay. Afaka atao hoe: "ilay rahalahy voalohany ... ilay rahalahy faharoa ... ilay rahalahy fahatelo ... izy fito mirahalahy" # Amin'ny fitsanganana amin'ny maty, rehefa hitsangana indray izy ireo, dia ho vadin'iza izy? Ireo Sadoseo dia nitsapa an'i Jesosy tamin'io fanontaniana io. Afaka atao hoe: "Teneno anay izao hoe vadin'iza izy any amin'ny fitsanganana amin'ny maty, rehefa samy hitsangana indray izy rehetra."