# Raha nitsangana nanohitra ny tenany Satana ary nisaraka Ny teny hoe: "tenany" dia mpisolo tena maneho an'i Satana, ary teny tsy ara-bakitenin'ireo fanahy ratsiny. DH: "Raha i Satana sy ireo fanahiny no miady" na "Raha i Satana sy ireo fanahiny no miady ary misaraka." # tsy haharitra Sarin-teny midika tsy haharitra izy ary ho rava. DH: "tsy hiombona intsony" na "tsy haharitra ka ho rava" # handroba mangalatra fananana sarobidin'ny olona