# lamba Akanjo ivelany na akanjo lava. # ny vahoaka dia namelatra ny lambany tamin'ny tany, ary ireo hafa nanapaka sampan-kazo ary nanaparitaka izany tamin'ny lalana Izany dia fomba fanehoana haja an'i Jesosy raha iny niditra tao Jerosalema iny Izy.