# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ity no fizarana manaraka ao amin'ny tantara. Josefa mangataka ny vatan'i Jesosy amin'i Pilato. Ireto andininy ireto dia manome fampahafantarana fototra antsika ny momban'i Josefa. # Indro, nisy lehilahy iray Ny teny hoe ''indro'' dia manaitra antsika amin'ny mpandraya anjara vaovao ao amin'ny tantara. Ny fiteninao dia mety manana fomba fanaovana izany. DH: ''Nisy lehilahy iray izay'' # ny Synedriona ''Synedriona Jiosy'' # olona tsara sady marina Afaka atao fehezantany vaovao ity. DH: ''Izy dia lehilahy tsara sady marina'' # ny fanapahan-kevitry ny Synedriona sy ny asan'izy ireo Afaka lazaina mazava tsara hoe inona ilay fanapahan-kevitra. DH: ''ny fanapahan-kevitrin'ny Synedriona hamono an'i Jesosy sy ny asan'izy ireo'' # tanànan'i Jodiana tany Armatia ''ilay tanàna antsoina hoe Armatia, izay any Jodia''