# Azy Jesosy # nanatona Azy ''nanatona akaiky an'i Jesosy'' # nanome Azy vinaigitra ''nanolotra vinagitra an'i Jesosy ho sotroina.'' Ny vinaigitra dia zava-pisotro mora vidy izay fisotron'ny olona. Ireo miaramila dia naneso Azy tamin'ny fanomezana zava-pisotro mora vidy ho an'ny olona izay milaza ny tenany fa mpanjaka. # Raha Ianao no mpanjakan'ny Jisoy, vonjeo ny tenanao Ity ihany koa dia fomba iray nanesoan'ireo miaramila an'i Jesosy. DH: ''Tsy mino izahay hoe Ianao no mpanjakan'ireo Jiosy, fa raha Ianao, dia porofoy fa diso izahay ary vonjeo ny tenanao!'' # famantarana teo amboniny ''hazo teo amin'ny tampon'ny hazofijalian'i Jesosy izay nilaza hoe'' # Ity no mpanjakan'i Jiosy Ny olona izay mametraka ity famantarana ity eo ambonin'i Jesosy dia maneso Azy. Tsy tena nieritreritra izy ireo hoe mapnjaka Izy.