# Fampifandraisana ny foto-kevitra Jesosy manohy mampianatra ireo mpianany. # Lazaiko aminareo, marina tokoa Ity fomba fiteny ity dia manamafy ny maha-zava-dehibe izay ho lazain'i Jesosy. # ity taranaka ity Ireo dika azo heverina: 1) ny taranaka izay hahita ny voalohany amin'ireo famantarana izay noresahan'i Jesosy na 2) ny taranaka izay noresahan'i Jesosy. # tsy ho faty mandra- DH: ''ho mbola velona rehefa'' # Ny lanitra sy ny tany dia ho levona ''Ny lanitra sy ny tany dia hatsahatra tsy hisy intsony.'' Ny teny hoe ''lanitra'' eto dia maneho ny lanitra sy izao rehetra izao. # ireo teniko dia tsy ho levona mandrakizay '''Ny teniko dia tsy hitsahatra tsy hisy mihintsy'' Jesosy mampiasa ''teny'' eto mba hanehoana ny zavatra rehetra izay lazainy. # tsy ho levona mandrakizay DH: ''hitoetra mandrakizay''