# Izaho miteny aminareo Ilay mpanjaka no miteny eto. Ny mpandika teny sasany dia mety hanomboka ity andininy ity amin'ny hoe ''Ary ilay mpanjaka namaly hoe: 'Lazaiko aminareo''' na ''Fa hoy ny mpanjaka hoe: 'Izao no lazaiko anareo''' # izay rehetra manana DH: ''izay rehetra mampiasa tsara ny vola homena azy'' na ''izay rehetra mampiasa tsara ny vola nomeko azy'' # dia homena mihoatra DH: ''homeho mihoatra izy'' # fa izay tsy manana Ity dia milaza fa ny antony tsay nananany vola dia satria tsy nampiasainy am-pahatokiana ny farantsany. DH: ''ny olona tsy nampiasa tsara izay nomeko azy'' # dia ho alaina DH: ''ho alaiko aminy''