# Aza matahotra "Aza matahotra intsony" # izay hitondra hafaliana lehibe ho an'ny olona rehetra "izay hamalifaly be ny olona rehetra" # ny olona rehetra Ny sasany mahazo hoe maneho ny olona Jiosy ity. Ny sasany mahazo hoe maneho ny olona rehetra ity. # tanĂ nan'i Davida Ity dia maneho an'i Betlehema # Izao no famantarana izay homena anareo "Andriamanitra dia hanome anareo izao famantarana izao" na "Hahita izao famantarana izao avy amin'Andriamanitra ianareo" # ilay famantarana "ilay porofo." Na ity mety ho famantarana hanaporofoina fa marina izay voalazan'ny anjely, na mety ho famantarana izay manampy ireo mpiandry ondry hahafantatra ilay zaza.