# raha toa ka maloto ...mba tsy haneken'i Yaveh izany Raha tsy hanaiky biby ho fanatitra i Yaveh, ilay biby dia resahin atoy ny hoemaloto ara-bakiteny. Mety ho maloto izany satria karazam-biby ihany na satria misy kilema. DH: "raha toa ka tsy ho eken'i Yaveh ilay" # tombana ivarotana Io dia ny tomban'ny biby izay mendrika ny hividianan'ny olona izany araka ny tokony ho izy. # maniry ny hanavotra izany "maniry ny hiverina hividy izany"