# aorian'ny nahalafo izany DH: "aorian'ny nivarotany izany" # ny zon'ny fanavotana Ny anarana " fanavotana" dia azo adiaka amin'ny matoanteny "manavotra" na "mamerina mividy." DH: "zo ny hanavotra izany" # Raha tsy avotra ...ny trano DH: "raha tsy manavotra ilay trano izy na ny fianakaviany" # ny taonan'ny Jobily "ny taonan'ny fanarenana" na "ny taona hamerenana ny tany sy hanafahana ny andevo"