# nivarotana ny tany DH: "namidiny ny tany" # nanonerana indray ny fandanjana tamin'ilay olona izay nivarotany izany DH: "manefa ny vola izay nividianan'ilay mpividy izany amin'ilay mpividy azy" # taonan'ny Jobily "ny taonan'ny fanarenana" na "ny taona hamerenana ny tany." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 25:10. # dia haverina ...ny tany, DH: "ilay efa nividy izany dia hamerina izany" # hiverina amin'ny fananany "hiverina amin'ny taniny"