# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy ny fitenenany amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona isan-taona i Yaveh. # amin'io andro io "amin'ny Andro ny Fanavotana" # Ho lalàna raikitra amin'ny taranak'ireo vahoakanareo... izany Io dia midika fa izy ireo sy ny taranany dia tsy maintsy mankatò io didy io mandrakizay. Jereo ny nandikanao ny andian-teny mitovy amin'io ao amin'ny 3:15. # Sabata fitsaharana manetriketrika Io diatsy mitovy amin'ny Sabata izay ankalazain'izy ireo isaky ny andro fahafito. Io dia Sabata manokana amin'ny Andron'ny Fanavotana. # tsy maintsy manetry ny tenanareo ...ianareo Eto, ny fanetren'izy ireo tena dia midika fa tsy hihinana sakafo izy ireo. Izany dia azo atao mazava. DH: "aoka ianareo hanetry ny tenanareo ka tsy hihinana na inona na inona" # ny andro fahasivin'ny volana Io dia manondro ny volana fahafito amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahasivy dia manakaiky ny faramparan'ny Septambra amin'ny tetiandro Tandrefana. Io dia azo atao mazava. DH: "ny andro fahasivin'ny volana fahafito" # Manomboka amin'ny hariva ka hatramin'ny hariva "manomboka amin'ny mody masoandro ka hatramin'ny mody masoandro ny ampitso"