# ny volana fahafito, ny andro voalohan'izany volana izany Io dia volana fahafito amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro voalohany dia manakaiky ny eo ampovoamboan'ny Septambra amin'ny tetiandro Tandrefana. # fitsaharana manetriketrika Vanim-potoana izay ho fivavahana ihany fa tsy ho an'ny asa. # aoka ianareo hanolotra sorona natao tamin'ny afo ho an'i Yaveh DH: "Aoka ianareo hanolotra sorona izay ataonareo amin'ny afo ho an'i Yaveh" na "aoka ianareo handoro fanatitra eo amin'ny alitara ho an'i Yaveh"