# ny amboaran'ny voaloham-bokatr'izany "Ny amboara voalohany" na "ny fehezam-bary volohany." Ny "amboara" dia dia fehezam-bary izay ampiarahin'ny olona fehezina. # fa ho ankasitrahana eo aminareo izany DH: "fa ho eken'i Yaveh izany" na "ary hanaiky izany Aho"