# ireo andriamanitra Ny mety ho heviny hafa dia "ireo olona mahery" na "ireo olona tena matanjaka" (jereo ny UDB). # Mieritreritra izy fa tahaka ny mololo ny vy "Mihevitra ny fitaovam-piadiana vita amin'ny vy toy ny fitaovam-piadiana vita amin'ny mololo izy" Ny mololo dia . # ary tahaka ny hazo lò ny varahina "Mihevitra ny fitaovam-piadiana vita amin'ny vy toy ny fitaovam-piadiana vita amin'ny hazo lò izy" Ny hazo lò dia tsy ho tafiditra amin'ny lamosiny, ary ny fitraovam-piadiana varahina dia tsy tafiditra amin'ny lamosiny.