# Fampifandraisana ny foto-kevitra : Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh. # FampahafantaMoa ve nomenao ny heriny ny soavaly?rana amin’ny Ankapobeny: Mampiasa ireo fanontaniana telo ireo i Yaveh mba hanamafisany fa i Joba dia tsy tahaka an'i Yaveh satria Joba dia tsy mahafehy ny soavali-dia. # Moa ve nomenao ny heriny ny soavaly? Io fanontaniana io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Tsy mbola nanome ny heriny ho an'ny soavaly ianao." # Nampiakanjo ny vozony tamin'ny volony mihofahofa ve ianao? Io fanontaniana io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Tsy afaka mampitafy ny vozony amin'ny volony mihofahofa ianao." # Nampiakanjo ny vozony tamin'ny volony mihofahofa Ny "volon-tsoavaly" dia resahina toy ny hoe fitafiana ho an'ny vozon-tsoavaly. DH: "nanao ny volony handrakotra ny vozony toy ny akanjo" # volony mihofahofa Ny volo lava izay eo an-tapon'ny vozon-tsoavaly. # Efa nampitsambikina azy tahaka ny valala ve ianao? Io fanontaniana io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Tsy mahavita mampitsambikina azy tahaka ny valala ianao." # valala karazam-balala izay afaka mitsmbikina tena lavitra sytena haingana. # fiefonefony Feo mafy avoakan'ny soavaly amin'ny orony.