# Raha mba notsaraina tamin'ny DH: "Raha mba afaka nitsara an'i Joba mantsy isika" na "Raha mba afaka nitondra an'i Joba teo amin'ny fitsarana mba ho henon'ny mpitsara mantsy isika" # ny antsipirihiny kely indrindra tamin'ny tranga nahazo azy Io dia fomba fiteny. DH: "mba hiaino tsara ny trangany" na "mba hiaino ny antsipirihin'ny trangany" # ny firesany toy ny olona ratsy fanahy "ny fomba niresahany toy ny olona ratsy fanahy" # ampiany fikomiana Io dia manondro ny fikomoiana amin'Andriamanitra. DH: "manampy fikomiana amin'Andriamanitra izy" # miteha-tanana am-panesoana eo afovoantsika izy Amin'io fanamelohana io, io dia midika fa i Joba dia nnampitehaka ny tanany mba hanamafisany ny fanesoany an'Andriamanitra. DH: "Maneso an'Andriamanitra eo afovoantsika amin'ny fitehafan-tanana izy" na "maneso an'Andriamanitra eo anatrehantsika izy" # manangona teny anoherana an'Andriamanitra izy Miresaka ny "teny" toy ny hoe "zavatra" i Eliho, ary ny fitenenana teny maro toy ny hoe zavatra ampifanaingitaingenina. DH: "Miteny teny maro hanoherana an'Andriamanitra izy"