# Fanampin'izay, ...Eliho hoe: "ary avy eo, ...Eliho hoe:" # Eliho Adikao tahaka ny ao amin'ny 32:1 io anaran-dehilahy io. # Henoy ny teniko "Henoy izay lazaiko" # ry lehilahy hendry ...ianareo izay manana fahalalana Mitsikera an'i Joba sy ireo namany i Eliho. Tsy mihevitra azy ireo ho tena hendry akory izy. # Fa ny sofina dia mandre ny teny toy ny hatsapan'ny lela ny tsiron-kanina Ny tian'i Elio lazaina dia ny olona mihaino tsara mba hamaritana ny marina sy ny diso tahaka ny hamaritana ny ny tsiron-tsakafo na tsara izany na ratsy. Eto, ny olona dia aseho amin'ny alalan'ny "sofiny" sy ny "lanilaniny" mba hanamafisana fa mahare tsiro sy maheno izy ireo. DH: "Fa mihaino ny teny mba hahalalana ny tsara sy ny ratsy, tahaka ny fihinanana sakafo mba hahalalana ny tsara tokony hohanina"