# Eh, raha mba toy ny tamin'ireny volana lasa ...mantsy aho Mampiasa io filazana fihetsem-po io i Joba mba hanehoany faniriana. DH: "iriko raha mba toy ireny tamin'ny volana lasa ireny aho" # fony namirapiratra teo an-dohako ny jirony Ny famiratry ny jiron'Andriamanitra amin'ny Joba dia mampiseho fitahiana an'i Joba. DH: "fony tahaka ny jiro mampamiratra ny hazavany teo alohako ny fitahiana'Andriamanitra" # fony namakivaky ny aizina tamin'ny fahazavany aho Ny famakivakiana aizina dia mampiseho ny fiainana zava-tsarotra.