# Tsy ho lazaina akory ny lanjan'ny haran-dranomasina na ny jaspy "Tsy misy ilàna azy ny filazana ny haran-dranomasina sy ny jaspy." Io dia milaza an-kolaka fa ny fahendrena dia mendrika lavitra noho ny haran-dranomasina sy ny jaspy izay tsy misy dikany amin'ny Joba akory filazana zavatra mahakasika ireo. DH: "tsy handrera-tena hilaza ny haran-dranomasina ny jaspy aho" na "ny haran-dranomasina sy ny jaspy dia tsy misy dikany raha ampitahaina amin'ny fahendrena" # haran-dranomasina Io dia zava-tsarobidy izay mitombo any ambanin'ny ranomasina. # haran-dranomasina ...ruby ...topaza Ireo dia vato lafo vidy. # Ny topazan'i Etiopia dia tsy mifampitaha aminy Io dia milaza an-kolaka fa ny fahendrena dia mendrika lavitra noho ny topaza. # ny tena volamena aza tsy afaka sandaina amin'izany "ary ny fahendrena dia tsy azo ampitahaina amin'ny volamena tena izy." Io dia milaza an-kolaka fa ny fahendrena dia mendrika lavitra noho ny volamena tena izy.