# Tsy misy vorona mpihaza mahafantatra ny lalana mankao ...na ny mason'ny voromahery ka mahita izany Ireo fehezanteny ireo dia manehjo zavatra mitovy. DH: "Tsy nisy biby mpihaza na voromahery efa nahita ny lalana manka ny amin'ilay toeram-pitrandrahana" # vorona mpihaza Vorona izay mihinana biby hafa # voromahery Io dia azo adika hoe "vorom-be." Ireo dia samy voro-manidina izay mihinana biby madinika. Azonao adika amin'ny vorona mitovy amin'izany any amin'ny kolotsainao izay lehibe sy mihinana biby hafa izany. # Tsy nisy bibidia matanjaka ka nandia ny lalana tahaka izany ... na liona masiaka ka nandalo teo Ireo fehezanteny roa ireo dia milaza zvatra mitovy dika. # bibidia matanjaka Io dia manondro ny tena matanjaka, bibidia.