# Fampifandraisana ny foto-kevitra : Manohy ny firesahany amin'ireo namany i Joba. # Indro, moa ve tsy eo an-tanan'izy ireo ihany ny fanambinan'izy ireo? Ny "tanana" eto dia manondro ny hery na fahefan'izy ireo. Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hihantsiana ireo namany. DH: "indro, mihevitra ireo olona ratsy fanahy fa izy ireo no mampanambina ny tenan'izy ireo!" # Impiry ... tonga eo aminy ny lozan'izy ireo? Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hanamafisany fa toa tsy dia manasazy ireo ratsy fanahy matetika Andriamanitra raha aminy. DH: "tsy dia matetika ...tonga eo aminy ny lozan'izy ireo." # maty ny jiron'ny olona ratsy fanahy Mampitaha ny fahafatesan'ny jiro amin'ny fahafatesan'ny jiro i Joba. DH: "fa Andriamanitra no nahatonga azy ireo ho maty tampoka" # ny jiron'ny olona ratsy fanahy Mampitaha ny fiainan'ny olona ratsy fanahy amin'ny jiro mirehitra i Joba. # Impiry no mizara ... amin'ny fahatezerany Andriamanitra? Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hanamafisany fa toa tsy dia manasazy ireo ratsy fanahy matetika Andriamanitra raha aminy. DH: "tsy dia matetika ...amin'ny fahatezerany Andriamanitra." # Impiry ...entin'ny tafio-drivotra? Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hanamafisany fa toa tsy dia manasazy ireo ratsy fanahy matetika Andriamanitra raha aminy. DH: "tsy dia matetika ...entin'ny tafio-drivotra." # no tonga tahaka ny mololo tsofin'ny rivotra na tahaka ny akofa entin'ny tafio-drivotra Ny fahafatesan'ny olona ratsy fanahy dia resahina toy ny hoe akofa sy mololo tsy misy ilàna azy izay tsofin'ny rivotra izy ireo. DH: "Nentin'Andriamanitra tahaka ny fitsofan'ny rivotra akofa izy ireo"