# Fampahafantarana amin’ny Ankapobeny: Manohy miteny i Joba. # nitana ny fon'izy ireo Ny teny "izy ireo" dia manondro ireo namany. Izy ireo dia tondroina amin'ny alalan'ny "fon'izy ireo" mba hanamafisana ny fihetsem-pon'izy ireo. DH: "nitazona azy ireo" na "nitazona ireo namako" # tsy hanandratra azy ireo ho amboniko Ianao "tsy hamela azy ireo handresy ahy Ianao" # Izy izay "olona izay" # miampanga ireo namany tamin'ny valisoa "miampanga am-pitaka ny namany mba hahazoana tombontsoa" na "mamitaka ny namany mba hahazoana valisoa" # ho pahina ireo mason'ny zanany Ny zanak'olona eto dia ampitahaina amin'ny mason'izy ireo." Io andian-teny io dia mamaritra ny fijalian'ny zaza nohon'ny nataon-drainy na ny reniny. DH: "hijaly ny amin'izany ny zanany"